My favorites | Sign in
Project Logo
                
Search
for
Updated Jan 14, 2007 by heriniaina.eugene
WordpressMalagasy  

#Momba ny fandikana ny Wordpress ho amin'ny teny Malagasy

Fampidirana

Ity tetikasa ity dia natao indrindra mba hiaraha-miasa amin'ny fandikana ny WordPress amin'ny teny Malagasy.

Ny blog momba ny tantaran'izao tetikasa izao dia azo jerena ao amin'ny WordPress Malagasy

Fizotry ny asa

Toa izao angamba no zavatra azo atao.

  • Adika tsikelikely ny teny ampiasain'ny Wordpress
  • Adika ny tahirin-kevitra (documentations) sy ny fanoroana (aide) momba ny fampidirana (installation) sy ny fampiasana ny Wordpess.

Ahoana no fomba fiasa

Momba ny fandikana ny Wordpress dia angamba azo atao toa izao.

Rehefa vita io dia afaka tohizana indray.


Sign in to add a comment
Hosted by Google Code