|
DikanTeny
One-sentence summary of this page.
FampidiranaNy fandikana ny teny rehetra ao amin'ny wordpress angamba no tena zava-dehibe. Efa misy anefa ny fitaovana fanaovana izany koa inoako fa tsy ho sarotra ho antsika ny fifanampiana. Handika tenyRaha toa ka handray anjara amin'ny fandikan-teny ianao dia ireto ny zavatra ilaina.
Rehefa azo ireto dia afaka mandefa ny compte google aty amin'ny hery@serasera.org Ny svn dia ao amin'ny http://code.google.com/p/wordpress-malagasy/source |
Sign in to add a comment